Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny zoma 16 aprily 2021

-Olona 7 no lavon'ny Covid-19.
  • Analamanga 2
  • Matsiatra Ambony 1
  • Boeny 2
  • Sava 1 
  • Atsimo Andrefana 1
-Olona 578 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus tamin'ny tests 1907.
  • Analamanga 440
  • Diana 13
  • Alaotra Mangoro 17
  • Boeny 2 
  • Vakinankaratra 1 
  • Atsimo Andrefana 18
  • Vatovavy Fitovinany 3
  • Amoron'i Mania 1
  • Analanjirofo 14
  • Anosy 10
  • Ihorombe 1
  • Atsimo Atsinanana 4
  • Sofia 54
-Olona 278 no sitrana soamantsara.
  • Analamanga 195
  • Atsinanana 16
  • Diana 32
  • Alaotra Mangoro 9
  • Haute Matsiatra 2
  • Analanjirofo 6
  • Anosy 7
  • Ihorombe 2 
  • Sofia 9
-Olona 5602 no manaraka fitsabona
-Olona 323 no formes graves

16 avril 2021

 

16/04/21