Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny sabotsy 17 aprily 2021

-Olona 4 no lavon'ny Covid-19.
  • Analamanga 3
  • Atsimo Andrefana 1
-Olona 588 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus tamin'ny tests 1696.
  • Analamanga 449
  • Atsinanana 22
  • Diana 19
  • Alaotra Mangoro 9
  • Haute Matsiatra 12
  • Boeny 2
  • Sava 7
  • Atsimo Andrefana 30
  • Vatovavy Fitovinany 3
  • Menabe 8
  • Amoron'I Mania 1
  • Analanjirofo 9
  • Anosy 16
  • Itasy 1
-Olona 327 no sitrana soamantsara.
  • Analamanga 203
  • Atsinanana 39
  • Diana 9
  • Alaotra Mangoro 2
  • Haute Matsiatra 1
  • Boeny 3
  • Vakinankaratra 15
  • Sava 28
  • Atsimo Andrefana 1
  • Analanjirofo 6
  • Anosy 11
  • Androy 1
  • Sofia 7 
-Olona 5859 no manaraka fitsabona
-Olona 351 no formes graves.

 

17/04/21