- Olona 10 no lavon'ny Covid-19.
- Analamanga 6
- Atsinanana 1
- Vakinankaratra 1
- Atsimo Andrefana 1
- Ihorombe 1
-Olona 593 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus tamin'ny tests 1696.
- Analamanga 396
- Atsinanana 13
- Diana 20
- Haute Matsiatra 12
- Boeny 3
- Vakinankaratra 43
- Atsimo Andrefana 13
- Vatovavy Fitovinany 2
- Menabe 10
- Bongolava 14
- Analanjirofo 3
- Anosy 13
- Ihorombe 1
- Itasy 2
- Betsiboka 7
- Androy 6
- Sofia 35
-Olona 219 no sitrana soamantsara.
- Analamanga 131
- Atsinanana 5
- Haute Matsiatra 1
- Boeny 14
- Atsimo Andrefana 7
- Menabe 18
- Bongolava 6
- Analanjirofo 9
- Anosy 2
- Ihorombe 2
-Olona 6223 no manaraka fitsabona
-Olona 308 no formes graves |





|