Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny sabotsy 24 aprily 2021

-Olona 6 no lavon'ny Covid-19.

  • Analamanga 1
  • Boeny 1
  • Vakinankaratra 1
  • Sava 1
  • Anosy 1
  • Ihorombe 1

-Olona 484 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus tamin'ny tests 1207.

  • Analamanga 421
  • Atsinanana 4 
  • Diana 4
  • Alaotra Mangoro 19
  • Matsiatra Ambony 2
  • Boeny 1
  • Atsio Andrefana 11
  • Analanjirofo 7
  • Anosy 6 
  • Ihorombe 1 
  • Itasy 2
  • Betsiboka 3
  • Androy 4

-Olona 297 no sitrana soamantsara.

  • Analamanga 222
  • Atsinanana 8
  • Diana 22
  • Haute Matsiatra 11
  • Boeny 1
  • Sava 12
  • Atsimo Andrefana 5
  • Menabe 4
  • Bongolava 1
  • Analanjirofo 5
  • Anosy 3
  • Ihorombe 3 

-Olona 6712 no manaraka fitsabona
-Olona 384 no formes graves.

 

24/04/21