Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny zoma 23 aprily 2021

-Olona 5 no lavon'ny Covid-19.
  • Analamanga 1
  • Atsimo Andrefana 2
  • Bongolava 1
  • Sofia 1
-Olona 487 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus tamin'ny tests 1281
  • Analamanga 295
  • Atsinanana 10
  • Diana 3
  • Alaotra Mangoro 30
  • Haute Matsiatra 5
  • Vakinankaratra 33
  • Sava 7
  • Atsimo Andrefana 13
  • Vatovavy Fitovinany 5
  • Menabe 3
  • Amoron'I Mania 36
  • Bongolava 12
  • Analanjirofo 13
  • Anosy 6 
  • Ihorombe 2
  • Itasy 8 
  • Betsiboka 6
-Olona 486 no sitrana soamantsara.
  • Analamanga 378
  • Atsinanana 20
  • Diana 8
  • Alaotra Mangoro 24
  • Haute Matsiatra 1
  • Boeny 2
  • Vakinankaratra 15
  • Atsimo Andrefana 3
  • Bongolava 10
  • Analanjirofo 8
  • Anosy 7
  • Sofia 10
-Olona 6531 no manaraka fitsabona
-Olona 406 no formes graves

 

24/04/21