Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny alakamisy 22 aprily 2021

-Olona 9 no lavon'ny Covid-19.
  • 3 Analamanga
  • 4 Atsinanana
  • 1 Vakinankaratra
  • 1 Ihorombe
-Olona 706 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus tamin'ny tests 1897.
  • 553 Analamanga
  • 27 Sofia
  • 7 Androy
  • 8 Betsiboka
  • 1 Itasy
  • 6 Ihorombe
  • 10 Anosy
  • 19 Analanjirofo
  • 1 Menabe
  • 21 Vatovavy Fitovinany
  • 11 Atsimo andrefana
  • 3 Sava
  • 5 Matsiatra ambony
  • 14 Alaotra Mangoro
  • 6 Diana
  • 14 Atsinanana
-Olona 494 no sitrana soamantsara.
-Olona 6535 no manaraka fitsabona
-Olona 397 no formes graves.

 

23/04/21