-Olona 6 no lavon'ny Covid-19.
- 1 Atsimo andrefana
- 1 Bongolava
- 3 Analamanga
- 1 Matsiatra ambony
-Olona 299 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus tamin'ny tests 1165.
- 210 Analamanga
- 4 Atsimo andrefana
- 15 Vatovavy Fitovinany
- 5 Menabe
- 5 Diana
- 1 Boeny
- 17 Bongolava
- 1 Analanjirofo
- 3 Anosy
- 2 Itasy
- 1 Betsiboka
- 22 Sofia
- 7 Atsimo atsinanana
- 6 Amoron'Imania
-Olona 439 no sitrana soamantsara.
-Olona 6566 no manaraka fitsabona
-Olona 402 no formes graves
|