Nitohy teny Analakely androany 30 aprily 2021 vao mangiran-dratsy ny famendrahana fanafody virokil ataon'ny ekipan'ny Faritra Analamanga any amin'ireo toerana be olona sy be mpifamezivezy toy ny tsena...mba hamonoana ireo otrik'aretina Covid-19.
Isika rehetra MIARA MIENTANA no handresena haingana io aretiman-doza tsy hita maso io.