Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny alahady 09 may 2021

-Tranga vaovao : 150

  • Analamanga : 105
  • Atsinanana : 2
  • Matsiatra Ambony : 23
  • Sava : 1
  • Atsimo Andrefana : 2
  • Vatovavy Fitovinany : 2
  • Menabe : 2
  • Bongolava : 9 
  • Anosy : 3
  • Itasy : 1

-Sitrana : 233

-Maty : 07

  • Analamanga : 3
  • Alaotra Mangoro : 2
  • Atsimo Andrefana 2 

-Manaraka fitsaboana : 2 172

-Formes graves : 309

-Fitiliana natao : 724

09 mai 2021

Analamanga districts

Alaotra Mangoro

 

10/05/21