Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny alarobia 12 may 2021

-7 no lavon'ny Covid-19.

  • 5 Analamanga
  • 1 Vakinankaratra
  • 1 Atsimo andrefana

-249 vaovao no voatily 

  • 191 Analamanga
  • 3 Atsinanana
  • 1 Diana
  • 1 Sava
  • 11 Atsimo andrefana
  • 14 Alaotra Mangoro
  • 3 Matsiatra ambony
  • 11 Vakinankaratra
  • 1 Vatovavy Fitovinany
  • 5 Menabe
  • 2 Androy
  • 1 Atsimo atsinanana

- 269 sitrana soamatsara.
-1858 manaraka fitsabona.
-302 formes graves.

-Fitiliana natao 803

 

13/05/21