Tatitry ny COVID-19 NY 10 ka hatramin'ny 16 oktobra 2020

  • Olona 1 no lavon'ny Covid-19 tato anatin'ny 7 andro farany tao Analamanga.
  • Olona  223 no sitrana soamantsara :
- 99 Analamanga
- 2 Vakinankaratra
- 20 Alaotra Mangoro
- 4 Matsiatra Ambony
- 1 Amoron'i Mania 
- 3 Boeny
- 4 Melaky
- 9 Atsimo Andrefana
- 12 Anôsy
- 2 Menabe 
- 8 SAVA 
- 49 DIANA
  • Olona 131 no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina Covid-19 tamin'ny fitiliana 2621 : 
- 22 Analamanga
- 4 Vakinankaratra
- 1 Atsinanana
- 6 Alaotra Mangoro
- 7 Haute Matsiatra
- 2 Amoron'i Mania
- 8 Vatovavy Fitovinany
- 1 Boeny
- 5 Melaky
- 6 Atsimo Andrefana
- 2 Anôsy
- 8 Menabe
- 8 SAVA
- 31 DIANA
  • Olona 16 "forme grave".

17/10/20