Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny alahady 23 may 2021

-Maty : 06

  • 4 Analamanga
  • 1 Matsiatra ambony
  • 1 Atsimo atsinanana

-Tranga vaovao : 78 / tests 460

  • 44 Analamanga
  • 1Atsinanana
  • 3 Diana
  • 4 Matsiatra ambony
  • 1 Boeny
  • 12 Vakinankaratra
  • 1 Menabe
  • 6 Bongolava
  • 1 Anosy
  • 3 Ihorombe
  • 2 Itasy

-Sitrana : 155
-Manaraka fitsabona : 732 
-formes graves :  218

24/05/21