Tatitry ny fihanaky ny Covid-19 ny alatsinainy 24 may 2021

Maty : 04

  •     Analamanga : 03
  •     Atsimo Andrefana : 01

Tranga vaovao : 45 / tests : 241

  •     Analamanga : 38
  •     Analanjirofo : 01
  •     Atsinanana : 01
  •     Boeny 03
  •     Ihorombe : 01
  •     Vatovavy Fitovinany : 01

Sitrana : 113
Manaraka fitsabona : 660
Formes graves : 214

25/05/21