Antontanisa Covid-19, alakamisy 03 jona 2021

-Olona 7 no lavon'ny Covid-19.

  • 7 Analamanga

-Olona 52 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina coronavirus tamin'ny tests 413 :

  • 28 Analamanga
  • 16 Atsinanana
  • 4 Atsimo atsinanana 0
  • 2 Haute Matsiatra
  • 2 Boeny

-Olona 69 no sitrana soamatsara :

  • 52 Analamanga
  • 6 Atsimo andrefana 
  • 1 Bongolava 
  • 3 Vatovavy Fitovinany 
  • 3 Anosy 
  • 2 Betsiboka 
  • 2 Sofia

-Olona 124 no formes graves.

04/06/21