-Olona 4 no lavon'ny Covid-19:
-3 Analamanga
-1 Matsiatra Ambony
-Olona 295 no voatily fa mitondra ny tsimokaretina Covid-19 tamin'ireo olona 2596 natao tests ka :
- Analamanga 137
- Vakinankaratra 18
- Itasy 2
- Atsinanana 52
- Analanjirofo 2
- Matsiatra Ambony 53
- Vatovavy Fitovinany 7
- Ihorombe 1
- Boeny 2
- Atsimo Andrefana 2
- Menabe 17
- Sava 1
- Cas importé 1
- Olona 585 no marary manaraka fitsaboana
- Olona 275 sitrana soamantsara tao anatin'io fotoana io.