Antontanisa Covid-19, Alahady 20 jona 2021

- Tranga vaovao : 14

  • Analamanga : 04
  • Analanjirofo : 01
  • Atsimo Andrefana : 01
  • Ihorombe : 01
  • Matsiatra Ambony : 06
  • Vatovavy Fitovinany : 01

- Sitrana : 19

  • Analamanga : 11
  • Atsimo Andrefana : 01
  • Betsiboka : 01
  • Ihorombe : 02
  • Matsiatra Ambony : 04

- Maty : 02

  • Matsiatra Ambony : 01
  • Vakinankaratra : 01

- Formes graves : 62

- Isan'ny fitiliana : 513

21/06/21