7 Febroary 2009 - 7 Febroary 2021
12 taona izay no nisian'ny fitifirana vahoaka teny Antaninarenina nataon'ny mpitondra
tamin'izany fotoana izany, ka nahafatesana olona 48 sy naharatrana olona an-jatony.
Notsarovana androany izany ka nisy ny fanaterana voninkazo teny Antaninarenina notarihin'ny Filoha Andry RAJOELINA ary nanotrona azy tamin'izany ny Governoran'ny Faritra Analamanga sy olomanankaja maro.eto amin'ny Firenena.
Tsy hijanona isika raha tsy tafita i Madagasikara. Tsy ho raraka an-tany ny ran'ireo maherifo, hoy ny Filoha Andry Rajoelina.