Antontanisa Covid-19, Alatsinainy 12 Jolay 2021

- Tranga vaovao : 18

  • Amoron'i Mania : 04
  • Analamanga : 09
  • Atsimo Andrefana : 01
  • Ihorombe : 01
  • Itasy : 01
  • Vakinankaratra : 02

- Sitrana : 10

  • Alaotra Mangoro : 02
  • Analamanga : 06
  • Bongolava : 01
  • Matsiatra Ambony : 01

- Maty : 03

  • Analamanga : 01
  • Matsiatra Ambony : 02

- Formes graves : 48

- Fitiliana : 148

 

13/07/21