Antontanisa Covid-19, Alahady 11 Jolay 2021

- Tranga vaovao : 17

  • Analamanga : 09
  • Atsinanana : 01
  • Matsiatra Ambony : 03
  • Vatovavy Fitovinany : 03
  • Itasy : 01

- Sitrana : 14

  • Analamanga : 03
  • Alaotra Mangoro : 08
  • Bongolava : 01
  • Ihorombe : 02

- Maty : 02

  • Analamanga : 01
  • Atsimo Andrefana : 01

- Formes graves : 51

- Isan'ny fitiliana : 563

12/07/21