Kaominina Ambohidratrimo

Ny zoma 23 Jolay 2021 dia nisy ny fanolorana fitaovana maro avy amin'ny Filoha Andry RAJOELINA sy ny Faritra Analamanga toy ny : 
-Camion benne 1 mpitaona.fako
-Masomboly 800 kg
-Seaux 60
-Koveta 60
-Sarcleuses 24
-Charrues 24
-Kidoro 15
-Dabilio 100
-Savony 200
Izao no nisy dia mbola manamafy hatrany ny lahateny efa nataon'ny Filoham-pirenena fa tsy hisy intsony Distrika sy Kaominina hadino eny na dia tsy mitovy firehana politika amin'ny Fitondrana aza satria raha tiana handroso ny Firenena iray dia ny kaominina sy ny Distrika no ampandrosona voalohany.

23/07/21