Vontoatin'ny fitsidihana ny fihainoana ny hetahetan'izy ireo amin'ny asa fampandrosoana kasain'izy ireo hatao any amin'ny kaominina misy azy avy.
Tahaka ny efa fomba fiasan'ny Faritra Analamanga hatramin'izay dia ireo ben'ny tanàna no mahalala izay zavatra ilainy ary ny Faritra no manatanteraka izay azo atao mba hanatontosana ny Vinan'ny Filoha Andry RAJOELINA miainga avy any ifotony.