Loholona Ramanambitana Richard

Tonga nitsidika ny Governoran'Analamanga tao amin'ny birao fiasany etsy Ambohidahy ihany koa ny Loholona ato amin'ny faritanin'Antananarivo Richard RAMANAMBITANA sy ireo mpiara-miasa aminy.
Nodinihina nandritra ny fihaonana ny fomba fiaraha-miasa amin'ny fampandrosoana hatao ato amin'ny Faritra Analamanga izay tafiditra ao anatin'ny Faritanin'Antananarivo. 

31/08/21