TATITRY NY FIHANAKY NY TSIMOK'ARETINA COVID-19 NY 23 KA HATRAMIN'NY 29 JANOARY 2021

- Olona 322 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina covid-19 tamin'ireo olona 3376 vita fitiliana ka :
    156 Analamanga
        4 Vakinankaratra
      33 Atsinanana
        1 Analanjirofo
      45 Matsiatra Ambony
      25 Amoron'Imania
      11 Vatovavy Fitovinany
       4 Boeny
       3 Atsimo Andrefana
       4 Anosy
     22 Menabe
       2 Sava
       8 Diana
       4 cas importés
- Olona 2 no lavo ka : 
      1 Vakinankaratra
      1 Matsiatra Ambony
- Mitotaly 281 ireo olona lavo teto Madagasikara hatramin'ny nisian'ny aretina 
- Olona 285 kosa no sitrana soamantsara tao anatin'io fotoana voafaritra io.

30/01/21