Fananganan-tsaina

HERINANDRO VAOVAO.

Alatsinainy andro fampakaran-tsaina sady herinandro vaovao. Vory lanona teo Ambohidahy ny mpiasan'ny Faritra Analamanga sy ireo mpiasa rehetra miasa ao amin'ny Tranoben'ny Faritanin'Antananarivo ary vireo polisy ao amin'ny Fitaleavam-paritry ny Filaminam-bahoaka.

Tamin'izany no nanehoan'ny Governoran'Analamanga ny firarian-tsoa hombam-pahasalamana ho amin'ny herinandro vaovao ho an'ny mpiasa rehetra hahatanteraka ireo asa rehetra apetraky ny vahoaka Malagasy amin'izy ireo indrindra ireo Veliranon'ny Filoha Andry RAJOELINA.

06/09/21