Teny fisaorana avy amin'ny Filohan'ny Repoblika Andry Rajoelina noho ny fahavitan'ny fitokanana ny Kianja Barea Mahamasina tamin'ny fomba manetriketrika ny sabotsy 04 septambra 2021.