Masoivoho Britanique, SEM David ASHLEY

Androany dia nisy ny fihaonana ara-pomba fifanajana nataon'Andriamatoa David ASHLEY Masoivoho Britanika miasa sy monina eto Madagasikara sy ny Governoran'ny Faritra Analamanga Hery Rasoamaromaka, tetsy amin'ny Biraon'ny Faritra Analamanga etsy Ambohidahy.
Vontoatin'ny dinika nifanaovan'ny roa tonta ireo lafiny azo hifanampiana amin'ny fampandrosoana azo atao ato amin'ny Faritra Analamanga.

01/10/21