FARITRA ANALAMANGA MIASA HO ANAO.FARITRA ANALAMANGA MIASA HO ANTSIKA.
Mitohy ny "Curage canal" (Fisokirana sy fanalehibeazana lakan-drano) eny amin'ny kaominina Andranonahoatra-Ambohidrapeto-Fiombona, ao amin'ny distrikan'Antananarivo Atsimondrano ho fihomanana amin'ny fiavian'ny orana hisorohana ny fiakaran'ny rano ary indrindra koa hitarihana rano hanondraka ny lemaka