Amin'ny alalan'ny fangaharaharahana dia indreto haseho ho antsika ireo asa efa vita sy mbola tanterahan'ny Faritra Analamanga tamin'ireo "subventions" 2019, 2020 sy 2021 nomen'ny Fanjakana Malagasy ka hisaorana ny Filoha Andry RAJOELINA.