ANALAMANGA PARK 12 DECEMBRE 2021
TARIKA AMBONDRONA
Manasa antsika sahady ny Analamanga Park ho avy hanotrona ny fampisehoana eny an-toerana hiarahana amin'ny Tarika AMBONDRONA ny Alahady 12 Desambra ho avy izao.
Hanokatra ny fampisehoana ny tarika REKO