Team building eny Analamanga Park

BUDGET PRIMITIF 2022 - FARITRA ANALAMANGA

Tontosaina eny Analamanga Park ny Alakamisy 02 sy Zoma 03 Desambra 2021 ny "Team Building" izay tanterahin'ny Faritra Analamanga handinihana ny "Elaboration du Budget Primitif 2022".
Natao ity hetsika ity izay sady fialan-tsasatra sy fisitahana nefa arahin'asa ho fanomana ny asa izay hatrehina amin'ny 2022.

Andro faharoa ho an'ny "Team Building" ho fandinihana ny "Elaboration du Budget Primitif 2022 " ny teny Analamanga Park ny tontolo andron'ny Zoma 03 Desambra 2021.