SRAT ANALAMANGA

DRAFI-PANAJARIIANA NY TANY ETO AMIN'NY FARITRA ANALAMANGA

Notanterahina tetsy Tsiadana ny Alatsinainy 13 Desambra 2021 ny fanombohan'ny tetik'asa Drafi-panajariana ny tany eto amin'ny Faritra Analamanga (SRAT) izay iarahana amin'ny Minisiteran'ny Fanajariana ny tany.
Ny tanjona amin'izany dia ny hametrahana ny vinavina hatao eo anivon’ny faritra,
Ireo toerana voakasiky ny fampandrosoana
Ireo toerana arovana
Ireo toerana hitarihana ny fampandrosoana
Ireo fampifandraisana ilaina.