FANADIOVANA NY LAKANDRANO FIOMBONANA- ANDRANONAHOATRA-AMBOHIDRAPETO-ANKADIMANGA
Toy izao ny nampiasana ny fitaovan'ny Faritra Analamanga nanadio sy nisokitra ary nanabe ireo lakandrano izay mitondra rano ho an'ireo kaominina manodidina tao Andranonahoatra, Ambohidrapeto ary Ankadimanga ao amin'ny distrikan'Antananarivo Atsimondrano.