Analamanga Park

Araka ny nambaran'ny Governora dia hatao amin'ny fomba mangarahara tanteraka ny fitantanana an'Analamanga Park. Fiaraha-miasa eo amin'ny Faritra Analamanga sy ny tsy miankina no atao ka efa mivoaka izao ny tolotra "Appel à manifestation d'intérêt" ho an'ny mpandraharaha vonona handray ny fitantanana. appel à manifestation d'intérêt Analamanga park  

 

12/02/21