Lalana rarivato ao Anosibe Trimoloharano

FARITRA ANALAMANGA MIASA HO ANTSIKA

Toy izao ny fizotry ny asa fanamboaran-dalana ho rarivato na pavé  ao amin'ny Kaominina Anosibe Trimoloharano, distrikan'Andramasina.