EMISSION SPECIALE TV PLUS


Eo ampiandrasana sy ao aorian'ny kabarin'ny Filoha Andry RAJOELINA dia hisy ny fandaharana manokana anio 31 Desambra 
hiarahana amin'ny tenako sy ireo Minisitra vitsy ary tompon'andraikitra eto amin'ny Firenena.

Hanasana anao amin'ny 7 ora sasany

31/12/21