Governora Hery Rasoamaromaka

TAOMBAOVAO 2022

Ny Governoran'ny Faritra Analamanga, Hery Rasoamaromaka, sy ireo mpiara-miasa aminy ato amin'ny Faritra Analamanga dia faly miarahaba antsika Malagasy rehetra tsy vakivolo indrindra ny ato amin'ny Faritra Analamanga nahatratra ny taona vaovao 2022.
Hitondra soa sy fanambinana ary fahasalamana ho antsika rehetra anie ity taona vaovao ity.