FAMPIANARANA

FIDIRAN'NY MPIANATRA : MIHEMOTRA AMIN'NY 17 JANOARY 2022

Noho ny fihanaky ny valanaretina covid-19 dia ahemotra ho amin'ny 17 Janoary 2022 ny fidiran'ny mpianatra amin'ity roavolana fahatelo ity, ato amin'ny Faritra Analamanga, araka ny Naoty laharana 2022/002/MEN/SG navoakan'ny Sekretera Jeneralin'ny Minisiteran'ny Fanabeazam-pirenena ny 04 Janoary 2022.