Tangoron-drahona any atsinanan'ny Nosy

[๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ž๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—›๐—”๐—•๐—˜๐—ง๐—ฆ๐—”๐—›๐—”๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—ข๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ž๐—ข๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ฉ๐—ข๐—”๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐Ÿฎ๐Ÿญ ๐—๐—”๐—ก๐—ข๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฎ ๐—ง๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐Ÿญ๐Ÿฌ ๐—ข๐—ฅ๐—” ๐—ฆ๐—ฌ ๐—™๐—˜๐—™๐—”๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—ฅ๐—”๐—œ๐—ก๐—”]

โœ… Hitohy hatrany ny oram-baratraโ›ˆ ho an'i Sofia, Diana, Atsinanana ary Analanjirofo hatramin’ny Alahady 23 Janoary 2022.

โš ๏ธAhiana hihoatra ny 100mm/24ora ny habetsahan’ny rotsakorana๐ŸŒง amin’ireo toerana voalaza etsy ambony ka mety hiteraka tondradrano, fiangonan’ny rano ary fihontsahan’ny tany. โš ๏ธ

โžก๏ธToy izao indray ny filazana fampitandremana amin’ny habetsahan’ny rotsakorana :

๐Ÿ“•Filazana miloko mena: Anosibe An'ala, Marolambo, Antanambao Manampotsy, Vatomandry ary Mahanoro.

๐Ÿ“’ Filazana miloko mavo: Soanierana Ivongo, Vavatenina, Brickaville, Fenerive Est, Mananara, Avaratra, Maroantsetra, Sainte Marie,Toamasina voalohany sy faharoa, Moramanga,Antsohihy,Analalava, Ambanja, Nosy Be, Ambilobe et Antsiranana.

โŒโŒIangaviana ny mpampiasa ranomasina eo anelanelan’i Mahajanga sy Antsiranana ary manomboka eo Antsiranana hatrany Mahanoro mba tsy hiandriaka sy tsy hisaodisaody eny an-dranomasina mba ho fisorohana ny loza mety hitranga. Entanina ihany koa isika mba hanaraka tsy tapaka ny toromarika omen'ny manam-pahefana eny ifotonyโŒโŒ


Loharano: Météo Madagascar