Fanadiovana ny canal tao Andohatapenaka

TATATRA ENY ANDOHATAPENAKA

Nidina ifotony teny Andohatapenaka ny Governoran'ny Faritra Analamanga, nitondra ireo "engins" nomen'ny Filoha ka nanadio sy nanala ireo fotaka sy fako tao anatin'ny canal teny antoerana.
Izao no natao dia ny mba hivoahan'ny rano haingana ka haharitra ireo rano any anaty tanàna eny amin'ny faritra iva.