Filoha Andry RAJOELINA

Nijery ifotony ny fahasahiranan'ny mponina noho ny fiakaran'ny rano teto Antananarivo Renivohitra ny Filohampirenena Andry Rajoelina. Isan'ny nojereny akaiky tamin'izany ny teny amin'ny fokontany Andohatapenaka sy ny toby andraisana ny traboina eny Ankorondrano.

Andohatapenaka
Fitsidihan'ny Filoha teny Andohatapenaka
Ankorondrano
Fitsidihan'ny Filoha teny Ankorondrano

 

HAFATRA AVY AMIN'NY BNGRC

Raiso ny andraikitrao manoloana ny loza mety hitranga . Fantaro ireo fihetsika sy toromarika tokony arahina rehefa mihatra ireo saina miloko MAITSO, MAVO, MENA ary MANGA