Fihotsahana teny Ankaraobato

Fihotsahan'ny tany teny Ankaraobato

Noho ny fihotsahana tany nianjera tamin'ny trano iray teny Ankaraobato, distrikan'Antananarivo Atsimondrano, dia nandefa ny engin teny an-toerana ny Faritra Analamanga nanala ireo tany ireo.
Isaorana ny hatrany ny Filoha Rajoelina Andry nanolotra itony fitaovana itony fa raha nalana tanana io mbola ela vao vita. Marihina fa tsy nisy aina nafoy tamin'ity loza ity.