TATITRY NY FIHANAKY NY COVID-19 TETO MADAGASIKARA NY 6 - 12 FEBROARY 2021.
-Olona 7 no lavon'ny aretina ka :
-3 Analamanga
-2 Vakinankaratra
-1 Analanjirofo
-1 Matsiatra Ambony
- Olona 238 no voatily fa mitondra ny otrik'aretina tamin'ny tests 2458 natao:
-139 Analamanga
-7 Vakinankaratra
-33 Atsinanana
-5 Analanjirofo
-1 Matsiatra Ambony
-2 Amoron'Imania
-2 Ihorombe
-4 Boeny
-5 Atsimo andrefana
-10 Anosy
-26 Menabe
-3 Diana
-1 non identifié
-Olona 425 no sitrana soamatsara
-Olona 391 no mbola tsaboina ka 23 no "formes graves"
|