[๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ฎ๐ณ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐'๐๐ ๐ฌ๐ฐ ๐ข๐ฅ๐ ๐๐๐ฅ๐๐ฉ๐]
Araka ny efa natsidika tamin’ny filazana manokana ny faha 24 Janoary lasa teo dia lasa rivodoza
ka nomena ny anarana hoe ๐๐๐๐๐๐๐๐ ilay andro ratsy niforona tany amin’ny ilany atsinanan’ny fari-dranomasina Indiana. Any amin’ny 3 373 Km atsinanan’ny Toamasina no nisy ny ivony. Nitombo hery haingana ihany koa izy ka lasa rivodoza mahery vaika
.
165 Km/ora ny rivotra
miaraka aminy izay arahina tafiotra 230 Km/ora.
Ato anatin’ny andro maromaro dia hikisaka miakandrefana somary atsimo-andrefana hatrany izy ka hanantona ireo Nosy rahavavy.
๐ฅ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐น๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฒ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ (๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ผ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ), ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐ฎ๐ต๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฏ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐บ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐๐๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป’๐ป๐ ๐ก๐ผ๐๐ ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ ๐ถ๐๐ ๐ฟ๐ถ๐๐ผ๐ฑ๐ผ๐๐ฎ ๐ถ๐๐
Mbola ho maina hatrany kosa aloha ny Toetry ny andro eto Madagasikara mandritra ity herinandro ity