Manomboka ny asa fanamboarana ny simba
Araka ny toromariky ny Filohan'ny Repoblika Andry RAJOELINA dia hamboarina ireo lalana rehetra simba eto Antananarivo Renivohitra vokatry ny orambe nifanesy.
Asa izay hifandrombonan'ny Minisiteran'ny Asa Vaventy, ny Faritra Analamanga ary ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.
Natomboka androany, 01 febroary 2022 teo Ampasika izany asa fanamboarana izany. Hiasa andro aman'alina ireo mpanamboatra lalana. Nahetsika avokoa ireo engins ny Faritra Analamanga hanamboarana izany.
Nambaran'ny Governoran'Analamanga fa dia azo atao tsara ny mamboatra lalana na dia amin'ny fotoanan'ny orana aza ary hoporofointsika ny fahamarinan'izany.
Ao anatin'ny lalana hamboarina ireo tena mampitaraina ny mpampiasa lalana toy ny etsy Antohomadinika,Vasakosy, 67ha ambadiky ny Havana, arrêt Mahitsy, Vatobe sns...
Ireto avy ireo lalana amboarina
đź”´PREMIERE ETAPE.
- Axe Ankorondrano-Ivandry.
- Axe rond point Ankadimbahoaka - rond point Bypass.
- Axe Fiaro Ampefiloha - Andavamamba - Andohotapenaka.
- Axe Madinox - Boulevard.
- Axe rond point Ampasampito - Ampandrianomby.
- Axe Isotry Cnaps - Tsaralalana.
- Axe Ambodinisotry - Jovena.
- Axe rond point Tsarasaotra SANIFER - Ambodivonkely.
- Axe rond point Behoririka ranomaimbo - Chocolaterie Robert.
- Axe Rasalama - Bel'air - Ambanidia - Mandroseza - Ankadindratombo.
- Axe rond point Ankadimbahoaka - Rond point Anosizato.
đź”´DEUXIEME ETAPE.
- Axe rond point coté Seimad - Jovena 67 ha.
- Axe Jovena 67 ha - Coum - rond point Seimad.
- Axe rond point Seimad - Inscae 67 ha.
- Axe arrêt bus 30 - Ny Havana 67 ha.
- Axe 67 ha Fop - arrêt bus Mahitsy - Vasakosy - Antanimena.
- Axe 67 ha Fop - Ambodinisotry tsena.
- Axe 67 ha Fop - Andohotapenaka.
- Axe rond point Ampefiloha - Cnaps Ampefiloha.
- Axe Shell Ambatoroka - 3 chemins tampon'Ambohipo.
- Axe 3 chemins tampon'Ambohipo - Cité Ankatso II.
- Axe Ambohidahy - Ambohijatovo - tunel Ambanidia - Ankazotokana - Manakambahiny - rond point Tsimbazaza.
- Axe Ambohidahy - Mahamasina - Ankadilalana - Tsimbazaza.
- Axe Amboidahy - Analakely - Firaisana I.
- Axe RM1 Analakely - Muguet-Soarano.
- Axe Firaisana I - Tsiazotafo - Shell Ankadifotsy - Galana Ambodivona.
- Axe Galana Ambodivona - Galana Behoririka - Firaisana III - Croisement Rasalama - Epi d'or - Andravoahangy Fivavahana.
- Axe Besarety Ambodimanga - HOMI.
- Axe Masquotte Antsakaviro - Accem - Fivondronana.
- Axe bretelle Antsakaviro après Accem - Nane bel'air.