Rivodoza BATSIRAI, 06 Febroary 2022

[๐…๐ˆ๐‹๐€๐™๐€๐๐€ ๐Œ๐€๐๐Ž๐Š๐€๐๐€ ๐Œ๐Ž๐Œ๐๐€ ๐๐˜ ๐‘๐ˆ๐•๐Ž๐ƒ๐Ž๐™๐€ ๐๐˜ ๐ŸŽ๐Ÿ” ๐…๐„๐๐‘๐Ž๐€๐‘๐˜ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐'๐๐˜ ๐Ÿ• ๐—ข๐—ฅ๐—” ๐‡๐€๐‘๐ˆ๐•๐€]
โœ… Nivoaka an-dranomasina tamin’ny 07 ora hariva teo, tao amin’ny 25 Km Avaratr’i Toliara I ilay rivodoza BATSIRAI. Manodidina ny 55 Km/ora hatrany ny rivotra entiny izay arahina tafiotra 60 Km/ora๐Ÿ’จ. Mikisaka miakandrefana somary atsimo andrefana izy ka mahafaka 28 Km/ora.
๐Ÿ’ฆAnkoatra ny rotsakorana โ˜”๏ธmety mbola somary hanatombo, tsy dia misy atahorana firy intsony ny mety ho fiantraikany๐Ÿ’ฆ
Tsy misy fiovana ny filazana loza.
๐Ÿ“˜๐Ÿ“˜๐Ÿ“˜ ๐—™๐—ถ๐—น๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ธ๐—ผ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ:
VATOMANDRY, MAHANORO, ANTANAMBAO
MANAMPOTSY, MAROLAMBO, MORONDAVA, MAHABO, MANJA, faritra VATOVAVY, FITOVINANY, ATSIMO ATSINANANA, VAKINANKARATRA, AMORON’I MANIA, MATSIATRA AMBONY, IHOROMBE, ATSIMO ANDREFANA, ANOSY, ANDROY.
โŒโŒโŒMbola hikorontana kosa anefa ny toetry ny andro eny an-dranomasina amin’ny morontsiraka Atsinanana, Atsimo sy Andrefana. Iangaviana araka izany ny mpanjono sy ny mpitatitra amin’ireo morontsiraka ireo mbola tsy hiandriakaโŒโŒโŒ
โ›”๏ธMila mitandrina kosa ny mpampiasa ranomasina amin’ny morontsiraka Avaratra Andrefana satria mitoetra ny talioโ›”๏ธ
Loharano : Météo Madagascar

 


[๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—ง๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—˜๐— ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—›๐—”๐—ž๐—”๐—ฆ๐—œ๐—ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐…๐€๐‡๐€๐๐„๐“๐’๐€๐‡๐€๐’๐๐˜ ๐‘๐Ž๐“๐’๐€๐Š๐Ž๐‘๐€๐๐€ ๐—ก๐—ฌ ๐Ÿฌ๐Ÿ” ๐—™๐—˜๐—•๐—ฅ๐—ข๐—”๐—ฅ๐—ฌ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฎ ๐—ง๐—”๐— ๐—œ๐—ก’๐—ก๐—ฌ ๐Ÿ๐Ÿ ๐—ข๐—ฅ๐—” ๐—”๐๐—ง๐—ข๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข]
โœ…Mbola vinavinaina ny hisiana rotsakorana betsaka avy amin’ny rivodoza Batsirai๐Ÿ’จ. Mila mitandrina hatrany araka izany ny faritra Matsiatra ambony, ny any atsimo atsinanana, Taolagnaro, Iakora ary ivohibe.
โœ…Hihitatra amin’ny morontsiraka andrefana ny fahabetsahan’ny rotsakorana ๐Ÿ’ฆ.
  •  En lien avec BATSIRAI, un risque de cumul pluviométrique important (+ de 100 mm) reste à prévoir, pouvant dégrader les situations déjà laissées par son passage sur Matsiatra Ambony, le Sud-Est, Taolagnaro, lakora et Ivohibe.
  • Demain, ce risque persiste le long du littoral Ouest du pays.
Loharano : Météo Madagascar