Tatitry ny fihanaky ny Cavid-19 ny 16 - 22 janoary 2021

-Olona 6 no lavon'ny Covid-19:
     - 3 Analamanga
     - 2 Vakinankaratra
     - 1 Matsiatra Ambony
- Olona  321 no sitrana soamantsara.
- Olona 442 vaovao no voatily fa mitondra ny tsimok'aretina covid-19 tamin'ny fitiliana 2968 vita ka:
     - 252 Analamanga
     - 12 Vakinankaratra
    - 55 Atsinanna
    - 3 Analanjirofo
    - 60 Matsiatra ambony
    - 31 Amoron'Imania
    - 3 Vatovavy Fitovinany
    - 11 Atsimo Andrefana
    - 2 Anosy
    - 4 Menabe
    - 6 Boeny
    - 2 Sava
    - 1 cas importé

15/01/21