Analamanga Park, manome Tolotra Manokana
Mandray anjara ary mitazona ny tranoheva laharana faha-55 ny Faritra Analamanga. Ao anatin'izany no ampisongadinana ny mombamomban'Analamanga Park. Toeram-pitsangatsanganana, fialam-boly sy fandraisam-bahiny eny amin'ny PK30 RN7.
Misy ireo tompon'andraikitra eny Soarano azo anontaniana ireo mombamomba ny zavatra rehetra azo atao any Analamanga Park.
Misy ireo tolotra na promotions atolotra ho antsika mandritra ity hetsika ity koa manasa antsika rehetra hitsidika izany tranoheva izany.