Taontrano tsy efan'ny irery. Izay mitambatra vato. Mita be tsy lanin'ny mamba.
Ho fanampiana ny Kaominina Antananarivo Renivohitra dia natomboka ny alin'ny 25 aprily 2022 ny fandraisana anjara ataon'ny Faritra Analamanga amin'ny fandraofana ireo fako eto Antananarivo Renivohitra. Nanomboka tamin'io alina io dia nalefa ireo "engins" sy "camions" an'ny Faritra Analamanga nanao ny asa fanangonana ny fako.
Fa ny fitiavana no lehibe indrindra.