Mizotra tsara araka ny tokony ho izy ny asa fanamboarana ny lalana ho pavé sahanin'ny Faritra Analamanga ao amin'ny Kaominina Fihaonana eny amin'ny lalampirenena faha-4 (RN4)
Izao dia ho fanatanterahana ny toromariky ny Filoha Andry RAJOELINA amin'ny fanamboaran-dalana.