Mitohy ny asa fanamboaran-dalana lalantany izay tanterahin'ny FARITRA ANALAMANGA ho fanatanterahana ny toromariky ny Filoha Andry RAJOELINA ny amin'ny fanamboaran-dalana lalantany 200 km isan-taona.
Toy izao ny fanamboaran-dalana izay mampitohy ny Kaominina Ambohitromby sy Mahavelona, ao amin'ny Distrikan'Ankazobe, mirefy 17 km izay tanterahina amin'ireo fitaovana vaventy nomen'ny Filoha. 08 Jolay 2022.